Elige una pista para reproducir
Mijery ny sky aho malahelo
Mijery ny sky aho malahelo
Ento hakany aho f'aza avela eto
Mijery ny sky aho malahelo
Ento hakany aho f'aza avela eto
Mijery ny sky aho malahelo
Ento hakany aho f'aza avela eto
Aiko oe very aho dia manenina
Tsy ho hitanao aho f'aza jerena
Tsy afa-manidina aho
Nodoranao ´zaho tsy maninona
Efa nanimba ahy
Avy orana isak'alina
Isak'ariva
Isak'ariva
Navelanao aho
Fa tsy maninona
Raha tsisy anao, inona moa aho?
F'efa manaiky aho izao babe
F'efa manaiky aho
F'efa manaiky aho
Tsisy nahita, nitomany aho, tamin'ny omaly iny
Aiko oe nangidy, nitomany aho, dia tsy naninona
Tsy eto izy
Ny trano ary lasa mangina
Omeo an'I mama ny fonao f'aza avela harary
I feel fuckin' bad my baby, save me
Tsy aiko aho na manofy fa shawty wake me up
Tairo fa pause ny time ozizy aho tamin'iny
Bête aho ohatran'I Ron fa tsisy Hermione
Tsisy Hermione
Dis moi-que tu m'aimes
Sauve-moi
Je t'en prie
Tsisy nahita, nitomany aho, tamin'ny omaly iny
Aiko oe nangidy, nitomany aho, dia tsy naninona
Tsy eto izy
Ny trano ary lasa mangina
Omeo an'I mama ny fonao f'aza avela harary