Elige una pista para reproducir
Rolling a one
Za sy ianao sé-po
Ato anaty vaisseau
Manisa pes' tsy mi-cala no one
No cap
De ny prod efa mi-
Izaho koa tsy boto tsy mi-grrr paw
Fa ny foko no atolotro azy
Tairo asory izay soloko any
Shawty tsisy asoloko azy
Dia alaivo ny anarako
Dia alaivo koa ny hoodie
Babymama izay misy anao misy anah
Manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody
Dia alaivo ny anarako
Dia alaivo koa ny hoodie
Babymama izay misy anao misy anah
Manaraka anao ohatran'ny oe azon'ody
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha-high anah
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bicth ho alaiko ny mic
I'm burning out this song
Ho alaiko ny kich ho alaiko ny maille
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bicth ho alaiko ny maille
Omaly za nanantena anao
Androany za toa navelanao
Nanantena anazy hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly za nanantena anao
Nanantena anao
Navelanao irery aho
Ka lasa nameno ny te-boi
Nigoaka tavoangina vodka
Nandalo ianao ohatran'ny pitik'afo
Nahavita nandrehatra ny any anatiko any
Tsy nasianao sira ilay fo nitempo
Fa nataonao ohatran'ny pokaty
Nodakadakanao de lasa nipitika any
Tsisy olona nitaty fa potika aho
Ekeko oe nisy ny fahadisoaka
Nisy nanadala ah ka nitodika
Fotsy ny masoko
Ohatran'ilay rehefa mandray kush
Niezaka ihany aho nisy ni-push
Ka aleoko mi-couche
Ka aleoko mi-couche
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha-high anah
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bicth ho alaiko ny mic
I'm burning out this song
Ho alaiko ny kich ho alaiko ny maille
I'm burning out this song
Ho alaiko ny bicth ho alaiko ny maille
Omaly za nanantena anao
Androany za toa navelanao
Nanantena anazy hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly za nanantena anao
Nanantena anao
Moonlight tsika anizid
You take control of my soul
Reveko ianao rehefa hottie
Ohatran'ny sun tsisy mahasolo
Kiss-nao maha-high anah
Izaho tsy hiteny an'iza n'iza
F'ianao irery no mahay anazy
Omaly za nanantena anao
Androany za toa navelanao
Nanantena anazy hiverina
Nefa izy efa any an-kafa
Nanantena anao
Omaly za nanantena anao
Nanantena anao