Elige una pista para reproducir
Very ato an-tsaiko aho, indraindray aiko hoe tsy"ça va"
Nefa safidiko ihany, sa ve tsy izaho zany?
Zao izaho, izaho irery dia fuckeko ny sasany
Ny lasa efa good bye, dia ny fond d'écran nofafako
Playing with fire
Jereo izaho high
Tell me why
Are you out of your mind?
Every night
Miheritreritra lava
Simba ny saiko
I won't falling inline
Playing with fire (Playing with fire)
Jereo izaho high
Tell me why (Tell me why?)
Are you out of your mind?
Every night (Every night)
Miheritreritra lava
Simba ny saiko (Anh)
I won't falling inline
Yeah
She used to call me just to hear my voice (Prr)
Nahare teny nangidy, dia avy eo izaho nangina
She gave me no choice (No Choice)
Mitady aho, tia hifanakaiky
Nefa aho tia hifanalavitra (Okey)
Tsika roa samy nandeha fa
Aiko ianao tsy sahy nanary
Eyes don't lie, ny anah nikipy
Ny anao tsy kobo hoe aiza? (Aiza?)
Mety hoe mitodika any (Anh anh)
Tsy hitany ny foko hoe"Ice"
Ahita ahy hitomany (Cry?)
I don't think so (Hmmm)
Izaho tsy hifikitra any
Ny fonao, za no nitifitra azy
Efa vao shoot (Boom boom ah)
Efa lasa ny tantara vao nisy naha vao-kobo
Mety hoe nijaly zao vao mia triste kokoa (Hmmm Yeah)
Aiko hoe 'SadBoy' nefa ataon'ny bitch coucou
Yeah
Playing with fire
Jereo izaho high
Tell me why
Are you out of your mind?
Every night
Miheritreritra lava
Simba ny saiko
I won't falling inline
Playing with fire (Playing with fire)
Jereo izaho high
Tell me why (Tell me why?)
Are you out of your mind?
Every night (Every night)
Miheritreritra lava
Simba ny saiko (Anh)
I won't falling inline