Elige una pista para reproducir
Oh ouh, zaranao io
Hmm hmm yeah
Loso io namanao io
Izaho rehefa ilay ngoma
Dia aza rarahina
Oh ouh oh
Solo indray zany aho rahariva
Izaho nefa narary eh
Zao resy aho
Kanefa izaho omaly iny
Izaho nety ihany
Nangidy io na mamy eh
Tsy anetsa aho
Nandinika aho nandeha
Izaho irery ihany
Alahelo ny ahy,
Fifaliana tsy midika fa nalemy
Ny faran'ny heriny any,
Lasan'ny rika tsisy vitana nifameno
Nitana ny elony aho,
Rehefa nanorana sy ny atsika no namely
Na nanerika aza...
Izaho nefa narary eh
Zao resy aho
Kanefa izaho omaly iny
Izaho nety ihany
Nangidy io na mamy eh
Tsy anetsa aho
Nandinika aho nandeha
Izaho irery ihany
Veloma, aza leo mama
Raha ny omban'ny omaly
Feno olana aleo ho rava any
Ouh Oh
Sao tsy mety ny..
Tena noentiny..
Lasan'ny orana ny tomany
Samy nisy heviny
Izaho koa anie tsy nila
Izaho mba niova
Ianao too high
All eyes on me
Lonely aho rehefa tsisy anazy ho ahy
Nalaiko sary, sorry
Ianao mba ho ana tonight
Honey, honey
Izaho mila anao nefa toa tsy eto ho ahy
Honey, any ho any aho re
F'aza misento ouh ah