Elige una pista para reproducir
Kobonao izany no fitiavako azy
Aleo tsy kobony fa izaho efa hiala
Maloka ny lanitra manga
Tsy hoe tiako izy dia izaho no tsy tokony andeha
Raha mandeha izaho dia mety hanimba azy sy ny mamany eh
Izaho sisa no bandy teo amin'ny fiainany
Raha misaraka izahay koboko hoe marary eh
Diso nanimba aho
Baby, okki, You know
Izaho mbola varina
Tamin'ny fiainako "no love"
Toxic Boy izaho miala aminazy
Ataoko tsy hitany rehefa
Toxic Boy izaho, rehefa arahany maso
Latsaka ny ranomasoko
Dia nilatsaka ny ranomasony
Ohatran'ny waves an'ny ranomasina
Lay "tiako ianao" farany nalefako
Tsisy inon'inona tsapako
Dia tairo fa niova izaho eh
Tsy maninona fantako
Hoe: tonga saina izaho efa ela
Hifanimba sa hifamela ?
Diso nanimba aho
Baby, okki, You know
Izaho mbola varina
Tamin'ny fiainako "no love"
Toxic Boy izaho miala aminazy
Ataoko tsy hitany rehefa
Toxic Boy izaho, rehefa arahany maso
Latsaka ny ranomasoko
Dia nilatsaka ny ranomasony
Ohatran'ny waves an'ny ranomasina
Ataoko tsy hitany rehefa latsaka ny ranomasoko
Toxic aho rehefa
Toxic Boy izaho miala aminazy
Ataoko tsy hitany rehefa
Toxic Boy izaho, rehefa arahany maso
Dia nilatsaka ny ranomaso