Elige una pista para reproducir
M'feel bad aho nefa it's allright
Faly izy any, tsy manenina
Faly izy f'aza manahy, mélancolie fa tsy alahelo
Resy hono izy fa manaiky
M'cry hono izy fa malemy
Fony hono lasanao any, dia ilay 'tsika iny lasa 'nareo
Fa mibahana ato an-tsaiko iny, zavatra tsy iverina
Maninona ianao no selfish, izaho tsy mba tia tena
Foko ato efa tsisy vie, sadness aty feno
Noentinao teny amin'ny avo indrindra, teny aho no nianjera
Tsisy nitaraina, ça va aller
Hisy ny maraina, izaho manantena
Navelanao irery aho, zao nalahelo
Lasa ny omaly, lasa any koa nareo